-
1 Mpanjaka 22:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Vao hitan’ireo lehiben’ny miaramila mpitondra kalesy i Josafata, dia hoy izy ireo tany an-tsainy: “Io mihitsy no mpanjakan’ny Israely.” Nivily àry izy ireo mba hiady taminy. Dia niantso vonjy i Josafata.
-