1 Mpanjaka 22:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Lasa mpanjakan’ny Israely tao Samaria i Ahazia+ zanak’i Ahaba, tamin’ny taona faha-17 nanjakan’i Josafata mpanjakan’ny Joda. Ary nanjaka roa taona teo amin’ny Israely izy.
51 Lasa mpanjakan’ny Israely tao Samaria i Ahazia+ zanak’i Ahaba, tamin’ny taona faha-17 nanjakan’i Josafata mpanjakan’ny Joda. Ary nanjaka roa taona teo amin’ny Israely izy.