2 Mpanjaka 17:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Tsy natahotra* an’i Jehovah izy ireo, tamin’ny vao nipetraka tao. Nandefasan’i Jehovah liona+ àry izy ireo, ka novonoin’ny liona ny sasany taminy.
25 Tsy natahotra* an’i Jehovah izy ireo, tamin’ny vao nipetraka tao. Nandefasan’i Jehovah liona+ àry izy ireo, ka novonoin’ny liona ny sasany taminy.