34 Mbola manaraka ny fivavahany taloha ihany izy ireo hatramin’izao. Tsy misy manompo an’i Jehovah izy ireo, sady tsy misy manaraka ny fitsipiny sy ny didim-pitsarany, na ny Lalàna sy didy nomen’i Jehovah ny taranak’i Jakoba, izay novany hoe Israely ny anarany.+