2 Mpanjaka 18:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Niakatra hanafika an’i Samaria i Salmanesera mpanjakan’i Asyria tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Hezekia Mpanjaka, izany hoe ny taona fahafito nanjakan’i Hosea+ zanak’i Elaha mpanjakan’ny Israely. Ary nanao fahirano an’ilay tanàna izy.+ 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:9 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
9 Niakatra hanafika an’i Samaria i Salmanesera mpanjakan’i Asyria tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Hezekia Mpanjaka, izany hoe ny taona fahafito nanjakan’i Hosea+ zanak’i Elaha mpanjakan’ny Israely. Ary nanao fahirano an’ilay tanàna izy.+