2 Mpanjaka 18:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsy nihaino ny feon’i Jehovah Andriamaniny mantsy izy ireo, fa nivadika tamin’ny fifanekena nataony, dia izay rehetra nandidian’i Mosesy mpanompon’i Jehovah.+ Tsy nihaino izy ireo sady tsy nankatò.
12 Tsy nihaino ny feon’i Jehovah Andriamaniny mantsy izy ireo, fa nivadika tamin’ny fifanekena nataony, dia izay rehetra nandidian’i Mosesy mpanompon’i Jehovah.+ Tsy nihaino izy ireo sady tsy nankatò.