2 Mpanjaka 18:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tamin’izany andro izany no nesorin’i* Hezekia mpanjakan’ny Joda ny varavaran’ny tempolin’i+ Jehovah sy ny tolàna izay efa nopetahany takela-bolamena.+ Dia nomeny ho an’ny mpanjakan’i Asyria izany.
16 Tamin’izany andro izany no nesorin’i* Hezekia mpanjakan’ny Joda ny varavaran’ny tempolin’i+ Jehovah sy ny tolàna izay efa nopetahany takela-bolamena.+ Dia nomeny ho an’ny mpanjakan’i Asyria izany.