2 Mpanjaka 18:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Raha sahy mifaninana amin’ny mpanjakan’i Asyria tompoko àry ianao, dia homeko soavaly 2 000, dia ho hita eo raha mahita mpitaingin-tsoavaly 2 000 ianao.+
23 Raha sahy mifaninana amin’ny mpanjakan’i Asyria tompoko àry ianao, dia homeko soavaly 2 000, dia ho hita eo raha mahita mpitaingin-tsoavaly 2 000 ianao.+