2 Mpanjaka 18:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Hoy anefa ilay Rabsake: “Angaha ianao sy ny tomponao fotsiny no nasain’ny tompoko hilazana an’izany, fa tsy ireo olona mipetraka eny ambony manda ireo koa? Ireo koa ange hihinana ny tsy fihinany* sy hisotro ny tsy fisotrony* miaraka aminareo e!”
27 Hoy anefa ilay Rabsake: “Angaha ianao sy ny tomponao fotsiny no nasain’ny tompoko hilazana an’izany, fa tsy ireo olona mipetraka eny ambony manda ireo koa? Ireo koa ange hihinana ny tsy fihinany* sy hisotro ny tsy fisotrony* miaraka aminareo e!”