2 Mpanjaka 18:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia aza manaiky hotaomin’i Hezekia hatoky an’i Jehovah, rehefa miteny izy hoe: “Tena hamonjy antsika i Jehovah, ary tsy havela ho resin’ny mpanjakan’i Asyria ity tanàna ity.”+
30 Dia aza manaiky hotaomin’i Hezekia hatoky an’i Jehovah, rehefa miteny izy hoe: “Tena hamonjy antsika i Jehovah, ary tsy havela ho resin’ny mpanjakan’i Asyria ity tanàna ity.”+