2 Mpanjaka 18:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Aza mihaino an’i Hezekia, fa izao no tenin’ny mpanjakan’i Asyria: “Mihavàna amiko dia aoka ianareo hitolo-batana.* Dia samy hihinana ny voalobony sy ny aviaviny ianareo, ary samy hisotro rano avy ao anatin’ny lavaka fanangonan-dranony.
31 Aza mihaino an’i Hezekia, fa izao no tenin’ny mpanjakan’i Asyria: “Mihavàna amiko dia aoka ianareo hitolo-batana.* Dia samy hihinana ny voalobony sy ny aviaviny ianareo, ary samy hisotro rano avy ao anatin’ny lavaka fanangonan-dranony.