2 Mpanjaka 19:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hoy izy ireo tamin’i Isaia: “Izao no tenin’i Hezekia: ‘Andro fahoriana sy fanaovana teny henjana* ary fanalam-baraka ity andro ity, satria efa ho latsaka* ny zaza, fa ny hery hiterahana azy no tsy misy.+
3 Hoy izy ireo tamin’i Isaia: “Izao no tenin’i Hezekia: ‘Andro fahoriana sy fanaovana teny henjana* ary fanalam-baraka ity andro ity, satria efa ho latsaka* ny zaza, fa ny hery hiterahana azy no tsy misy.+