2 Mpanjaka 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Jehovah ô, aoka ianao mba hanongilan-tsofina ka hihaino!+ Mba sokafy ny masonao,+ Jehovah ô, ka mijere! Henoy ny teny nampitondrain’i Sankeriba, fa mila ady amin’ilay Andriamanitra velona izy.
16 Jehovah ô, aoka ianao mba hanongilan-tsofina ka hihaino!+ Mba sokafy ny masonao,+ Jehovah ô, ka mijere! Henoy ny teny nampitondrain’i Sankeriba, fa mila ady amin’ilay Andriamanitra velona izy.