2 Mpanjaka 19:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tsy ho afa-manoatra ny mponina ao.Hatahotra be sy ho menatra izy ireo. Ho lasa hoatran’ny zavamaniry eny an-tsaha sy ny ahitra maitso+ izy ireo,Ary ho lasa hoatran’ny ahitra eny amin’ny tafo, dia ahitra mainan’ny rivotra avy any atsinanana. 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:26 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
26 Tsy ho afa-manoatra ny mponina ao.Hatahotra be sy ho menatra izy ireo. Ho lasa hoatran’ny zavamaniry eny an-tsaha sy ny ahitra maitso+ izy ireo,Ary ho lasa hoatran’ny ahitra eny amin’ny tafo, dia ahitra mainan’ny rivotra avy any atsinanana.