2 Mpanjaka 19:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Satria efa tonga atỳ am-poto-tsofiko ny teninao+ tamin’ianao tezitra be tamiko+ sy nitabataba be. Dia hasiako faraingo ny oronao, ary hasiako lamboridy+ eo amin’ny vavanao,Ka hotaritiko hiverina any amin’ny lalana niavianao ianao.”+ 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:28 Fandalinana,
28 Satria efa tonga atỳ am-poto-tsofiko ny teninao+ tamin’ianao tezitra be tamiko+ sy nitabataba be. Dia hasiako faraingo ny oronao, ary hasiako lamboridy+ eo amin’ny vavanao,Ka hotaritiko hiverina any amin’ny lalana niavianao ianao.”+