-
2 Mpanjaka 19:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 “‘Ary izao no ho famantarana ho anao:* Izay zavatra maniry ho azy* no hataonareo sakafo amin’ity taona ity. Dia izay vokatra avy amin’izany indray no hohaninareo+ amin’ny herintaona. Amin’ny taona fahatelo kosa dia hamafy voa ianareo ka hijinja, ary hamboly voaloboka, dia hihinana ny vokatra avy amin’izany.+
-