2 Mpanjaka 19:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Fa hisy sisa hiangana avy ao Jerosalema, ary hisy ho tafavoaka velona avy any amin’ny Tendrombohitra Ziona. Ny hafanam-pon’i Jehovah Tompon’ny tafika no hanatanteraka an’izany.+
31 Fa hisy sisa hiangana avy ao Jerosalema, ary hisy ho tafavoaka velona avy any amin’ny Tendrombohitra Ziona. Ny hafanam-pon’i Jehovah Tompon’ny tafika no hanatanteraka an’izany.+