2 Mpanjaka 20:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy i Isaia: “Izao no famantarana avy amin’i Jehovah mba hahalalanao fa hotanterahin’i Jehovah ny teniny: Tianao hiroso zanatohatra* folo ve ny aloka, sa hihemotra zanatohatra folo?”+
9 Dia hoy i Isaia: “Izao no famantarana avy amin’i Jehovah mba hahalalanao fa hotanterahin’i Jehovah ny teniny: Tianao hiroso zanatohatra* folo ve ny aloka, sa hihemotra zanatohatra folo?”+