2 Mpanjaka 20:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Taorian’izay, dia nankao amin’i Hezekia Mpanjaka i Isaia mpaminany, ka nanontany hoe: “Inona no nolazain’ireny olona ireny, ary avy aiza, hono, ry zareo?” Dia hoy i Hezekia: “Avy any an-tany lavitra ry zareo, avy any Babylona.”+
14 Taorian’izay, dia nankao amin’i Hezekia Mpanjaka i Isaia mpaminany, ka nanontany hoe: “Inona no nolazain’ireny olona ireny, ary avy aiza, hono, ry zareo?” Dia hoy i Hezekia: “Avy any an-tany lavitra ry zareo, avy any Babylona.”+