2 Mpanjaka 20:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nanontany indray i Isaia hoe: “Inona no hitan-dry zareo tato an-tranonao?”* Dia hoy i Hezekia: “Hitany daholo izay rehetra ato an-tranoko.* Tsy nisy tsy nasehoko azy ny tao amin’ny fitehirizan-karenako.”
15 Nanontany indray i Isaia hoe: “Inona no hitan-dry zareo tato an-tranonao?”* Dia hoy i Hezekia: “Hitany daholo izay rehetra ato an-tranoko.* Tsy nisy tsy nasehoko azy ny tao amin’ny fitehirizan-karenako.”