2 Mpanjaka 20:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 ‘Ho avy ny andro hitondrana an’izay rehetra ato an-tranonao* any Babylona.+ Hoentina any koa izay rehetra notehirizin’ny razambenao hatramin’izao. Tsy hisy na inona na inona ho tavela’, hoy i Jehovah.
17 ‘Ho avy ny andro hitondrana an’izay rehetra ato an-tranonao* any Babylona.+ Hoentina any koa izay rehetra notehirizin’ny razambenao hatramin’izao. Tsy hisy na inona na inona ho tavela’, hoy i Jehovah.