2 Mpanjaka 20:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary tsy efa voasoratra ao amin’ny boky mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve ny sisa amin’ny tantaran’i Hezekia, izany hoe ny heriny rehetra sy ny nanaovany an’ilay dobo+ sy lakandrano nitarihany rano nankao an-tanàna?+ 2 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 20:20 w09 1/5 27; w97 15/6 9-10; w96 15/8 5-6 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 20:20 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Ny Tilikambo Fiambenana,1/5/2009, p. 2715/6/1997, p. 9-1015/8/1996, p. 5-6
20 Ary tsy efa voasoratra ao amin’ny boky mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve ny sisa amin’ny tantaran’i Hezekia, izany hoe ny heriny rehetra sy ny nanaovany an’ilay dobo+ sy lakandrano nitarihany rano nankao an-tanàna?+
20:20 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Ny Tilikambo Fiambenana,1/5/2009, p. 2715/6/1997, p. 9-1015/8/1996, p. 5-6