2 Mpanjaka 21:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Nanao an’ireo zava-maharikoriko rehetra ireo i Manase mpanjakan’ny Joda. Nahavita zava-dratsy mihoatra noho izay rehetra vitan’ny Amorita+ talohany+ izy, sady nahatonga ny Joda hanota satria nanao sampy maharikoriko.*
11 “Nanao an’ireo zava-maharikoriko rehetra ireo i Manase mpanjakan’ny Joda. Nahavita zava-dratsy mihoatra noho izay rehetra vitan’ny Amorita+ talohany+ izy, sady nahatonga ny Joda hanota satria nanao sampy maharikoriko.*