-
2 Mpanjaka 21:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ary hohenjaniko eo amin’i Jerosalema ny tady fandrefesana+ nampiasaina tamin’i Samaria.+ Hampiasa fitaovana fijerena an’izay tsy mitovy tantana* koa aho, hoatran’ny nampiasaina tamin’ny taranak’i Ahaba.+ Dia hodioviko i Jerosalema, hoatran’ny ataon’ny olona manadio vilia baolina, ka fafany ilay izy dia ahohony.+
-