2 Mpanjaka 23:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Tsy nisy mpanjaka hoatr’azy talohany, izay niverina tamin’i Jehovah tamin’ny fony manontolo sy ny tenany manontolo+ ary ny heriny manontolo, araka ny Lalàn’i Mosesy rehetra. Ary tsy nisy tahaka azy intsony koa taoriany.
25 Tsy nisy mpanjaka hoatr’azy talohany, izay niverina tamin’i Jehovah tamin’ny fony manontolo sy ny tenany manontolo+ ary ny heriny manontolo, araka ny Lalàn’i Mosesy rehetra. Ary tsy nisy tahaka azy intsony koa taoriany.