2 Mpanjaka 23:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ankoatra izany, dia nataon’i Farao Neko ho mpanjaka handimby an’i Josia rainy i Eliakima zanak’i Josia Mpanjaka, ka novany hoe Joiakima ny anarany. Nalainy kosa i Joahaza ka nentiny tany Ejipta,+ ary maty tany.+ 2 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 23:34 jr 158 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:34 Jeremia, p. 158-159
34 Ankoatra izany, dia nataon’i Farao Neko ho mpanjaka handimby an’i Josia rainy i Eliakima zanak’i Josia Mpanjaka, ka novany hoe Joiakima ny anarany. Nalainy kosa i Joahaza ka nentiny tany Ejipta,+ ary maty tany.+