2 Mpanjaka 24:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny baiko nomen’i Jehovah mihitsy no nahatonga ny Joda hiharan’izany, mba hanesorana azy ireo tsy ho eo imasony+ noho ny fahotana rehetra nataon’i Manase,+
3 Ny baiko nomen’i Jehovah mihitsy no nahatonga ny Joda hiharan’izany, mba hanesorana azy ireo tsy ho eo imasony+ noho ny fahotana rehetra nataon’i Manase,+