2 Mpanjaka 24:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nentin’ny mpanjakan’i Babylona natao sesitany tany Babylona daholo koa ny miaramila 7 000, ary ny mpanao asa tanana sy mpanefy* niisa 1 000, izay samy lehilahy matanjaka sady voaofana hiady.
16 Nentin’ny mpanjakan’i Babylona natao sesitany tany Babylona daholo koa ny miaramila 7 000, ary ny mpanao asa tanana sy mpanefy* niisa 1 000, izay samy lehilahy matanjaka sady voaofana hiady.