2 Mpanjaka 24:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nataon’ny mpanjakan’i Babylona ho mpanjaka handimby an’i Joiakina i Matania rahalahin-drainy,+ ary novany hoe Zedekia+ ny anarany. 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 24:17 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/6/1988, p. 29
17 Nataon’ny mpanjakan’i Babylona ho mpanjaka handimby an’i Joiakina i Matania rahalahin-drainy,+ ary novany hoe Zedekia+ ny anarany.