2 Mpanjaka 24:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nanjo an’i Jerosalema sy Joda izany, satria tezitra tamin’izy ireo i Jehovah. Nesoriny tsy ho eo imasony+ àry izy ireo tamin’ny farany. Ary nikomy tamin’ny mpanjakan’i Babylona i Zedekia.+
20 Nanjo an’i Jerosalema sy Joda izany, satria tezitra tamin’izy ireo i Jehovah. Nesoriny tsy ho eo imasony+ àry izy ireo tamin’ny farany. Ary nikomy tamin’ny mpanjakan’i Babylona i Zedekia.+