2 Mpanjaka 25:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia nianiana tamin’izy ireo sy ny miaramilany i Gedalia, ary nilaza hoe: “Aza matahotra ny ho mpanompon’ny Kaldeanina. Mipetraha eto amin’ity tany ity ary manompoa ny mpanjakan’i Babylona, dia hahita soa ianareo.”+
24 Dia nianiana tamin’izy ireo sy ny miaramilany i Gedalia, ary nilaza hoe: “Aza matahotra ny ho mpanompon’ny Kaldeanina. Mipetraha eto amin’ity tany ity ary manompoa ny mpanjakan’i Babylona, dia hahita soa ianareo.”+