10 Hoy anefa i Elia tamin’ilay lehiben’ny 50: “Raha lehilahin’Andriamanitra tokoa aho, dia aoka hisy afo hilatsaka avy any an-danitra+ handevona anao sy ny miaramilanao 50!” Dia nisy afo nilatsaka avy tany an-danitra, ka nandevona azy sy ny miaramilany 50.