-
2 Mpanjaka 1:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Naniraka lehiben’ny 50 fanintelony, niaraka tamin’ny miaramilany 50, indray ny mpanjaka. Dia niakatra nankany amin’i Elia ilay lehiben’ny 50. Nandohalika anefa izy rehefa teo anatrehany sady nitalaho taminy hoe: “Ry lehilahin’Andriamanitra ô, mba tsimbino re ny aiko sy ny ain’ireto 50 lahy mpanomponao ireto e!
-