2 Mpanjaka 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nankany amin’i Elisa ireo zanaky ny mpaminany* tao Betela, ka nilaza taminy hoe: “Mba fantatrao moa fa androany i Jehovah no haka ny tomponao, ka tsy ho tomponao intsony izy?”+ Dia hoy izy: “Efa fantatro izany fa mangìna ianareo.” 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:3 Fandalinana, Boky 2,
3 Dia nankany amin’i Elisa ireo zanaky ny mpaminany* tao Betela, ka nilaza taminy hoe: “Mba fantatrao moa fa androany i Jehovah no haka ny tomponao, ka tsy ho tomponao intsony izy?”+ Dia hoy izy: “Efa fantatro izany fa mangìna ianareo.”