-
2 Mpanjaka 2:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ary hoy i Elia taminy: “Mijanòna eto, azafady, fa izaho nirahin’i Jehovah ho any Jordana.” Hoy anefa i Elisa: “Raha mbola velona koa i Jehovah, ary raha mbola velona koa ianao, dia tsy handao anao aho.” Nanohy ny diany àry izy roa lahy.
-