-
2 Mpanjaka 2:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Ary nisy 50 lahy zanaky ny mpaminany, nanaraka an’i Elia sy Elisa. Nijanona nitazana azy roa lahy izy ireo, tamin’izy roa lahy nijoro teo amoron’i Jordana.
-