2 Mpanjaka 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Avy eo dia nalainy ilay akanjona mpaminany+ nanaovan’i Elia, izay latsaka avy teny aminy. Dia niverin-dalana izy ka nijoro teo amoron’i Jordana.
13 Avy eo dia nalainy ilay akanjona mpaminany+ nanaovan’i Elia, izay latsaka avy teny aminy. Dia niverin-dalana izy ka nijoro teo amoron’i Jordana.