16 Dia hoy izy ireo taminy: “Misy 50 lahy mahery fo ireto, anisan’ny mpanomponao. Aoka re izy ireo handeha hitady ny tomponao e! Angamba nampiakarin’ny fanahin’i Jehovah izy, dia nazerany any an-tendrombohitra any, na any an-dohasaha+ any.” Hoy anefa i Elisa: “Aza alefa ry zareo.”