-
2 Mpanjaka 2:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Niangavy an’i Elisa foana anefa izy ireo, ka tsy nahazo aina i Elisa tamin’ny farany. Koa niteny izy hoe: “Iraho àry ry zareo e!” Dia naniraka 50 lahy izy ireo. Nitady an’i Elia nandritra ny telo andro izy ireo, fa tsy nahita azy.
-