2 Mpanjaka 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tatỳ aoriana, dia hoy ny mponina tao an-tanàna tamin’i Elisa: “Araka izao hitan’ny tompoko izao, dia tsara toerana ity tanàna ity.+ Ratsy anefa ny rano ary tsy mamokatra* ny tany.”
19 Tatỳ aoriana, dia hoy ny mponina tao an-tanàna tamin’i Elisa: “Araka izao hitan’ny tompoko izao, dia tsara toerana ity tanàna ity.+ Ratsy anefa ny rano ary tsy mamokatra* ny tany.”