2 Mpanjaka 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Lasa mpanjakan’ny Israely tany Samaria i Jorama+ zanak’i Ahaba, tamin’ny taona faha-18 nanjakan’i Josafata mpanjakan’ny Joda. Ary nanjaka 12 taona izy.
3 Lasa mpanjakan’ny Israely tany Samaria i Jorama+ zanak’i Ahaba, tamin’ny taona faha-18 nanjakan’i Josafata mpanjakan’ny Joda. Ary nanjaka 12 taona izy.