9 Niainga àry ny mpanjakan’ny Israely sy ny mpanjakan’ny Joda ary ny mpanjakan’i Edoma.+ Nanodidina izy ireo, ary rehefa avy nandeha lalana fito andro, dia tsy nisy rano intsony ho an’ny tafika sy ho an’ny biby fiompy izay nanaraka azy ireo avy tao aoriana.