13 Hoy i Elisa tamin’ny mpanjakan’ny Israely: “Fa inona no hankanesanao atỳ amiko?+ Mandehana any amin’ny mpaminanin-drainao sy ny mpaminanin-dreninao.”+ Hoy anefa ny mpanjakan’ny Israely: “Aza miteny an’izany ianao, fa i Jehovah no niantso anay mpanjaka telo ireto mba ho resin’i Moaba.”