2 Mpanjaka 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 fa izao no tenin’i Jehovah: “Tsy hahita rivotra na orana ianareo, nefa ho feno rano ity lohasaha* ity,+ ka izay no hosotroinareo sy ny biby fiompinareo ary ny biby hafa anananareo.”’ 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:17 Fandalinana, Boky 1,
17 fa izao no tenin’i Jehovah: “Tsy hahita rivotra na orana ianareo, nefa ho feno rano ity lohasaha* ity,+ ka izay no hosotroinareo sy ny biby fiompinareo ary ny biby hafa anananareo.”’