-
2 Mpanjaka 3:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Dia noravany ireo tanàna. Ary samy nanipy vato teny amin’ny tany tsara rehetra ny olona tsirairay, ka nofenoiny vato ireny. Notampenan’izy ireo koa ny loharano+ rehetra ary nokapainy ny hazo tsara rehetra.+ Ny manda vato tao Kira-haresa+ sisa no tsy rava, ary nohodidinin’ireo mpampiasa pilotra ilay tanàna ka notafihiny.
-