2 Mpanjaka 3:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Nalainy àry ny zanany lahimatoa, izay tokony hanjaka handimby azy, ka natolony ho fanatitra dorana+ teo ambony manda. Ary tezitra be tamin’ny Israely ny miaramila, ka tsy nanafika azy intsony fa niverina tany amin’ny taniny. 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:27 Fandalinana, Boky 2,
27 Nalainy àry ny zanany lahimatoa, izay tokony hanjaka handimby azy, ka natolony ho fanatitra dorana+ teo ambony manda. Ary tezitra be tamin’ny Israely ny miaramila, ka tsy nanafika azy intsony fa niverina tany amin’ny taniny.