2 Mpanjaka 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nankany Sonema+ i Elisa, indray andro. Nisy vehivavy nanan-kaja tao, ary tsy namelany mihitsy i Elisa raha tsy nisakafo tao aminy.+ Nivily mba hisakafo tao àry i Elisa isaky ny nandalo.
8 Nankany Sonema+ i Elisa, indray andro. Nisy vehivavy nanan-kaja tao, ary tsy namelany mihitsy i Elisa raha tsy nisakafo tao aminy.+ Nivily mba hisakafo tao àry i Elisa isaky ny nandalo.