2 Mpanjaka 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Andao mba hanao efitra kely ao an-tampon-trano,+ dia hasiantsika fandriana, sy latabatra, sy seza, ary fitoeran-jiro ao hampiasainy. Amin’izay mba afaka mipetraka ao izy isaky ny tonga eto amintsika.”+ 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:10 Fandalinana, Boky 2,
10 Andao mba hanao efitra kely ao an-tampon-trano,+ dia hasiantsika fandriana, sy latabatra, sy seza, ary fitoeran-jiro ao hampiasainy. Amin’izay mba afaka mipetraka ao izy isaky ny tonga eto amintsika.”+