2 Mpanjaka 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary niteny taminy i Elisa hoe: “Hitrotro zanakalahy ianao amin’ny herintaona hoatr’izao.”+ Hoy anefa ilay vehivavy: “Aiza koa no hisy an’izany, tompoko ô! Aza dia mandainga amin’ny mpanomponao re, ry lehilahin’Andriamanitra ô!”
16 Ary niteny taminy i Elisa hoe: “Hitrotro zanakalahy ianao amin’ny herintaona hoatr’izao.”+ Hoy anefa ilay vehivavy: “Aiza koa no hisy an’izany, tompoko ô! Aza dia mandainga amin’ny mpanomponao re, ry lehilahin’Andriamanitra ô!”