-
2 Mpanjaka 4:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Hoy foana izy tamin-drainy: “Marary be ny lohako! Marary be ny lohako!” Dia hoy ny rainy tamin’ny mpanompo: “Ento any amin’ny reniny izy.”
-